M-TAFATAFA
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

M-TAFATAFA

Divertissements, informatique/internet, santé, beauté, trucs et astuces, .... INSCRIVEZ-VOUS
 
AccueilFandaisanaGalerieDernières imagesRechercherS'enregistrerConnexion
-29%
Le deal à ne pas rater :
PC portable – MEDION 15,6″ FHD Intel i7 – 16 Go / 512Go (CDAV : ...
499.99 € 699.99 €
Voir le deal

 

  Mila anao (Lôla ft Black Nadia)

Aller en bas 
AuteurMessage
Admin
Admin



Messages : 4
Date d'inscription : 08/08/2015

 Mila anao (Lôla ft Black Nadia) Empty
MessageSujet: Mila anao (Lôla ft Black Nadia)    Mila anao (Lôla ft Black Nadia) I_icon_minitimeVen 21 Aoû - 16:28

I love you I love you I love you
Tsy haiko nanjo niany na manao akôry e
Fa taitra aho ô nahita viavy tsara
Tsy nasiako resaky lava fa mandany lera
Avy dà nizakaiko agnazy ny faniriako ô
Ny bikany iny dia mampitegny ny moana
Tarehiny masosotra avao
Vao maika hitiavako an'azy
Maty aho zalahy e
Ty endrik'olo ô fa tiako ô
Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako
Raisiko an-tanandroa ny fitiavanao
Satria tena avy am-po
Zaho vono agnaraka anao ô
Anao io mankatia, ‘zaho koa mankafy hi hi!!
Fo miara-mitempo, miara-misento
IaraTsiky dia ampy-dia, hifankatia isika!!
HIfalifaly, lavitry ny jaly, fitia mifamaly Ny antsika roa, (ny antsika roa) irin’olo ô!!
Ah zalahy!!! Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako Ambarako anao fa efa tafalatsaky ny fitiavako anao!!
Tsy misy afaka handrara ny foko
F'efa lasanao ô Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!!
MILA ANAO ny fiainako Babonao tanteraka anie aho!!
Resinao tokoa ka dia miandrandra ny fitavanao
Babonao tanteraka anie aho!! MILA ANAO ny fiainako
Revenir en haut Aller en bas
https://m-tafatafa.kanak.fr
 
Mila anao (Lôla ft Black Nadia)
Revenir en haut 
Page 1 sur 1
 Sujets similaires
-
» MANANA ANAO (jocelyn RANJARISON)

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
M-TAFATAFA :: Loisirs :: Mozika :: Tononkira-
Sauter vers: